| Entrée | 1 mikarenjy |
| Radical | 2 karenjy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mandehandeha eny rehetra eny araka ny sitrapony: Mikarenjy eny an-tsena ny mpianatra rehefa fotoana fialan-tsasatra Miraotra tsy voafehifehy: Mikarenjy eny an-tsaha ny omby aman' ondry [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to pasture at liberty; to run around at play [1.7] |
| Explications en français |
6 paître en liberté; gambader selon son bon plaisir [1.8] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 11 mihenjy, mihinjakinjaka, mitsambikimbikina, mifalihavanja |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|