Entrée mikatroka (katroka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mipoka, mandona, mifandona amin' ny...: Nihatroka tamin' ny tamboho ny lohan' ilay mpitaingina bisikilety
¶ Miady, mihaona: Nikatroka tamin' ny Asabotsy ny mpanao baolina roa tonta
¶ Manao, miasa, mianatra tsara am-pilofosana, am-piezahana fatratra: Nikatroka marina tamin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha afa-panadinana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to bump or bang against; to make a serious effort [Hallanger 1973]
Définition française choquer, heurter; faire avec zèle [Hallanger 1974]
Morphologie 
mikatroka
nikatroka
hikatroka
mikatroha

Mis à jour le 2012/08/13