Entrée mikisaka (kisaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mifindra toerana kely: Tandremo fa raha mikisaka kely foana ianao dia mianjera any an-kady
Mihataka, mitanila: Mikisaha handehanan' ity jamba ity
Mandady amin' ny kibo: Mikisaka ny bibilava fa tsy mandeha
Mandeha miadana dia miadana: Mikisaka erỳ ianao izany raha mandeha [1.1]
Morphologie 
Présent : mikisaka
Passé : nikisaka
Futur : hikisaka
Impératif : mikisaha

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20