Entrée mikodedika (kodedika)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bezanozano] miboredika [Rakotosaona 1972]
   Miteny haingana ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro: Mikodedika izy rehefa miteny ka manahirana ny mihaino azy
Mitovy hevitra: miboredika ~ mikodadaka [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mikodedika
nikodedika
hikodedika
mikodedeha
Synonymes   mikodedy

Mis à jour le 2012/08/14