Entrée mikorisa (korisa)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mibolisatra: Nikorisa tamin' ny hoditr' akondro izy
Mandeha midina nefa tsy mamindrafindra ny tongotra akory fa mamela ny tena hisosa fotsiny amin' izao: Nikorisa tamin' ny ravin' akondro izy hatrery ambany erý [1.1]
Explications en anglais To slide along [1.7]
Explications en français Glisser [1.8]
Morphologie 
Présent : mikorisa
Passé : nikorisa
Futur : hikorisa
Impératif : mikorisà

Entrée mikorisà (korisa)
Partie du discours impératif du verbe actif mikorisa [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20