Entrée | 1 mikororosy |
Radical | 2 kororosy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao ankororosy Mikodingy, mivarimbarina: Nikororosy tany an-tevana ilay mpangalatra Midina, mitambororotra, izany hoe mikorotsaka fotsiny hatrany: Tia mikororosy (na tia manao ankororosy) ambonin' ny ranomandry ny mponina any andafy ~ Efa nikororosy ireo nanodinkodim-bolam-bahoaka teo aloha [1.1] |
Explications en anglais |
5 to slide; to fall down [1.7] |
Explications en français |
6 glisser, dégringoler [1.8] |
Exemples |
7 Tsy inoako ny hoe mikororosy fahana ny olombelona ka hanjary ratsy noho ny taloha.
[1.369#]
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mikororosy |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |