Entrée mikotana (kotana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitabataba: Mikotana ny tany amin' izao fotoana izao
Tsy mifanaraka: Mikotana ny mpiasa sy ny mpampiasa amin' ity tanàna ity [1.1]
Morphologie 
Présent : mikotana
Passé : nikotana
Futur : hikotana
Impératif : mikotàna

Entrée mikotàna (kotana)
Partie du discours impératif du verbe actif mikotana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20