Entrée mikotroka (kotroka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mipoaka, mirefotra: Mikotroka ny varatra ~ Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso
¶ Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny vary
¶ Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to thunder; to roar, as a cascade, etc [Hallanger 1973]
Traduction française tonner; faire du bruit comme une cascade [Hallanger 1974]
Morphologie 
mikotroka
nikotroka
hikotroka
mikotroha
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31