Entrée milefa (lefa)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tanala] mandositra, mitsoaka mandositra, miafina: Milefa ny ampañatriny i Misy (mandositra ny mpampianany i Misy) [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mandositra [Rakotosaona 1972]
   Lasa tsy tana, mandrongatra: Nilefa ilay boloky
¶ Mandositra, lasa mihataka haingana tsy ho hita: Nilefa tao an-tranomaizina ny gadra roa lahy
¶ Mitriatra, mirifatra, miridana: Nilefa nankany an-tSihanaka any izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to run away, to escape [Hallanger 1973]
Définition française   fuir, s'évader [Hallanger 1974]
Morphologie  
milefa
nilefa
hilefa
mile, milesa

Entrée milefà (lefa)
Partie du discours   impératif du verbe actif milefa [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Définition française   [Abinal 1888]
Autres orthographes  

Mis à jour le 2013/04/29