Entrée | 1 milevina |
Radical | 2 levina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mitoetra aorian' ny fahafatesana: Ato no milevina i Dada sy Neny Miafina, mitototra: Misy rakitra sarobidy milevina ato Mijanona ela be any amin' izay aleha: Milevena any an-tsena any ange ialahy raha ta hahita ahy [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be buried [1.7] |
Explications en français |
6 être enseveli [1.8] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 11 teny milevina ambanin' ny tany |
Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |