Entrée milomano mitsintsin-javatra (lomano, tsintsina, zavatra)
Partie du discours locution
Définition malgache fampisehoana fahaizana milomano ka ny tanana iray mivoy ny rano, ny iray mitondra zavatra arangaranga eny ambony rano [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2012/08/14