Entrée milona (lona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mijanona maharitra ao anaty rano: Rahatiana hadio tsara ny lambanao, avelao hilona ao anaty rano vao sasana
Mandro amin' ny rano voalaza ho manan-kasina hahasitrana: Lasa nilona amin' ny ranomafana any Antsirabe izy
Mijanona ela loatra: Nilona ela loatra tao an-trano ny entam-barotra ka saiky simba tao daholo [1.1]
Explications en anglais To be soaked, to be steeped [1.7]
Explications en français être trempé, mis à tremper [1.8]
Morphologie 
Présent : milona
Passé : nilona
Futur : hilona
Impératif : miloma
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20