Entrée lona
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fampijanonana zavatra ao anaty rano; fandrobohana zavatra ela ao anaty rano; fijanonana ela, filentehana any amin' izay aleha [Rajemisa 1985]
   trosa [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2009/11/07