Entrée mimpirina (ampirina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Milamina, milahatra, voapetraka tsara amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra: Rehefa mimpirina tsara ny trano vao mahazo mandeha ianao [1.1]
Exemples Misy sainam-pirenena malagasy mimpirina tokoa ery an-joron-trano. [2.470]
Morphologie 
Présent : mimpirina
Passé : nimpirina
Futur : himpirina

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20