Entrée mimpody (ody)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tambahoaka, Tanosy] miverina [Rakotosaona 1972]
 Miverina amin' ny toerana nielana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to return to its original state [Hallanger 1973]
Définition française revenir à son premier état [Hallanger 1974]
Morphologie 
mimpody
nimpody
himpody
Exemples 
1Sahala amy ny sira latsaka an-drano ireny ka tsy mba mimpody intsony, fa maty avokoa, fa andeha hiakatra any an-tanàna isika. [Rabezandrina: Ikotofetsy]
2Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony. [Rajohanesa: Kintana]

Entrée mimpody
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tambahoaka] maty [Rakotosaona 1972]

2013/05/01