Entrée minia (nia)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao an-tsitrapo: Ninia nanosika ahy fotsiny izao izy raha nandalo teo akaikiko [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to resolve on, to intend, to do a thing purposely, to determine. [Richardson 1885]
 to do something intentionally [Hallanger 1973]
Définition française faire exprès [Hallanger 1974]
Morphologie 
minia
ninia
hinia
miniava
Exemples Nahazo fahazarana amin' ny fisotroan-toaka izy ka toa minia mikimpy mihitsy ho amin' ny fahaverezany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 126]
Citations 

Mis à jour le 2013/05/02