Entrée ministeran > ministera
Partie du discours nom
Définition malgache [ minisitera ] Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin' ny Governemanta: Ny minisiteran' ny fampianarana [Rajemisa 1985]
Définition française sampan-draharaha ambony ao amin' ny fito [...] [texte complet dans Rakotonaivo 1993]
Définition anglaise a government department or ministry [Hallanger 1973]
Définition française un ministère du gouvernement [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Origine Français: ministère.
Analogues  minisitra
Exemples 
1Tamin' izany, dia nisy Ministera nihevitra ny hanovana ny satan' ny Tany Ampitandranomasina. [Fagereng: Tantara, page 84]
2Avy amin' ireo rijan-teny ireo no nahatonga ny Ministera maro ho nankinina tamina miaramila am-perinasa. [SeFaFi , 2003/04/11]