Entrée miolomay (olomay)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mitoetr' olona may, dotra, mihazakazaka mafy, dodona dia dodona, maika dia maika. (Azo heverina koa anefa fa fototeny hafa no niavian' io teny io: milomay (l-omay), izay mihazakazaka, dodona koa no heviny) [Rajemisa 1985]
   [Bezanozano] mihazakazaka [Rakotosaona 1972]
Exemples   Antsoin-dreniny hanolan-damba miaraka aminy ny vavimatoany ka mailaka ery izy mamaly ny "eny ry neny a" amin-tsiky sy miolomay manantona an-dRasoa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 7]
Morphologie  
miolomay
niolomay
hiolomay

Mis à jour le 2013/05/02