Entrée miomana (omana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin' izay atao na tsy ho voatampoka raha misy zava-mitranga: Nahomby tamin' ny fanadinana izy satria niomana tsara
Manao izay rehetra hahavonona ny tena amin' ny fanaovan-javatra na asa iray: Nandritra ny hateloana, niomana tamin' ny diany foana izy [1.1]
Explications en anglais To prepare, to get ready [1.7]
Explications en français Se préparer, faire des préparatifs [1.8]
Morphologie 
Présent : miomana
Passé : niomana
Futur : hiomana
Impératif : miomàna

Entrée miomàna (omana)
Partie du discours impératif du verbe actif miomana [liste complète]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20