|
|
|
|

Entrée1  miondrikondrika
Radical  2 ondrikondrika
Partie du discours  3  verbe actif
Allégation  4 fita
5 manjoko
6 mihondrokondroka
7 mijokojoko
8 jokoina
9 jokotsoriakamahasambokary [2.436#]
Exemples  10  hoatra ny mijakojaiko fa tsy mba mikidodo, ary mailaka, somary miondrikondrika, dia mitsipy amin' izay ny tanana. [2.436#]
11  Lehilahy ranjanana Ingahy Fara, mbola tomady, saingy toa be eritrentra amin' izato famindra miondrikondrika, mibaby tanana, tsy miteny, tsy miresaka [2.499#]

Mis à jour le 2025/11/13