Entrée miory (ory)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Malahelo, mijaly: Tonga izahay miara-miory aminareo [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to assume an air of misery. [Richardson 1885]
Traduction française   être affligé, malheureux, pauvre [Abinal 1888]
Exemples   Nirohotra ny fokonolona nampiseho ny fiaraha-miory amin' ny fianakaviana sy nanao ny fikarakarana rehetra nilaina. [Andraina: Mitaraina, page 82]
Morphologie  
miory
niory
hiory
mioria

Mis à jour le 2013/05/04