Entrée miova (ova)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misolo ho hafa, manjary hala: Niova tokoa izy! Izy ilay mpisotro toaka taloha iny tonga olona mato-piainana ankehitriny
Manolo amin' ny hafa: Niova lalana izy ireo nony nandre izany
Tonga, lasa: Miova ho orana ny rahona rehefa sendra toerana mangatsiaka
Miofo: Miova ho sahona ny tsiboboka [1.1]
Explications en anglais To change [1.7]
Explications en français Changer [1.8, 1.13]
 Se changer [1.8]
 Changé [1.13]
Exemples Miova tsy ny fisahosahon'ny andiam-balala mandalo ny jirika nandalo eran'ny tampon-tanety. [2.324]
Morphologie 
Présent : miova
Passé : niova
Futur : hiova
Impératif : miovà
Mots composés 

Entrée miovà (ova)
Partie du discours impératif du verbe actif miova [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/15