|
|
|
|

Entrée1 mipoaka
Radical  2poaka
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Mamoaka feo mafy tampoka mirefotra (vato, vanja, basy, tafondro): Nipoaka ny tafondro ka nihovotrovotra ny trano
Vaky miparitaka tampoka: Nipoaha ny fitaratra voan' ny vato
(masoandro na ny andro) Miposaka, na amin' ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona: Efa mipoaka ny andro ka andeha hanahy ny vary
Mivoaka miseho hita ety ivelany, mirofotra: Tsy mbola nipoaka ny kitrotron' ny zanany
Miseho miharihary, vaky: Nipoaka ny tetiky ry zareo ka henatra foana no hitany
Nipoako ny ady lehibe no teraka ny zandriko
Misy bontsina miseho, miempaka: Nipoaka ny tanako tamin' ny asa angady omaly sy afakomaly
Mihamahia: Nipoaka Rakoto hatramin' izay naharariany izay [1.1]
5 miposaka (masoandro) [Sihanaka] [1.78]
Explications en anglais  6 to burst, to explode [1.7]
Explications en français  7 éclater, exploser [1.8]
8 exploser [1.13]
Morphologie 
9 Présent :
10 Passé :
11 Futur :
12 Impératif :
Tous les mots composés  133 combinaisons de ce mot
Proverbes  14 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  15 miapoka, 16 mipaoka, 17 mipoaka

Mis à jour le 2025/11/02