Entrée | 1 mipoapoaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 poapoaka |
Morphologie |
|
Exemples |
7 [2.470] Milelalela sy mipoapoaka ny ravim-pary ary mivaivay toa tsy ho lavenona tokoa anefa, dia zary tsy misy horaisina tsy entina am-bava rivotra. 8 [1.38] ary raha hetsiketsehiny izany dia mitera-drivotra sy mipoapoaka tahaka ny fikopakopaky ny elatry ny vorona goavambe. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |