|
|
|
|

Entrée1  mipololotra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  pololotra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mivoaka be dia be na misesika betsaka: Injay manako moramora / toa ra mipololotra, / feo kely feno akora, / sady latsa mafy loatra (J.J. Rabearivelo)
Exemples  9  [2.470] Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany.

Mis à jour le 2025/07/29