Entrée miposaka (posaka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Miseho ho hita: Nisy lain-tsambo niposaka terỳ amin' ny faravodilanitra
¶ Mitranga, miseho (fiteny indrindra raha ireo antontanjavatra eny amin' ny habakabaka: volana, masoandro... no lazaina): Amin' ny 6 ora no miposaka ny masoandro amin' izao fizaran-taona izao
¶ Miseho miharihary: Niposaka ela ny ela ny haratsiam-panahin' ilay karilahy iny [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to appear; to rise (of the sun) [Hallanger 1973]
Traduction française   apparaître; se lever (en parlant du soleil) [Hallanger 1974]
Exemples   Mba mahazo hafanana indray izy eny am-pandehanana eny indraindray, tanihan' ny masoandro miposaka; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 50]
Vocabulaire  
Morphologie  
miposaka
niposaka
hiposaka
miposaha
Citations  

Mis à jour le 2013/05/06