Entrée miraikitra (raikitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mipetaka, mifetaka: Tsy miraikitra tsara amin' ny valopy ny hajia
¶ Mifikitra: Aoka tsy hiraiki-po amin' ny zavatry ny tany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to adhere, to stick to, to cleave to. [Richardson 1885]
 to stick to something [Hallanger 1973]
Définition française se coller, adhérer [Hallanger 1974]
Morphologie 
miraikitra
niraikitra
hiraikitra
miraiketa
Exemples Ny akanjon' i Feno aza tantera-drano sy miraikitra amin' ny hodiny iny amin' ny lamosiny rehetra iny. [Andraina: Mitaraina, page 16]
Citations 

2013/05/06