Entrée | 1 miramirana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Radical | 3 mirana |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
9 [1.1] Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miramiran-dava io zazavavy io 10 [1.13] falifaly, ravoravo |
Explications en français |
11 [1.3#442, 1.13] radieux 12 [1.3#442] content, enjoué, réveillé |
Exemples |
13 [1.3#442>Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie)] Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie) 14 [2.324] Ny tarehiny hatsatra toa miramirana ao anatin ny volony milobolobo mandrakotra ny endriny. |
Synonymes | 15 mirana |
Analogues | 16 ravoravo, miriadriaka, sariadriaka |
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot miramirana |
Anagrammes | 18 amiramiran, marimarina, miramirana, namiramira |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |