|
|
|
|

Entrée (1/4)1  mirary
Radical  2 rary
Partie du discours  3  verbe actif ou adjectif
Explications en malgache  4 Vita rary: Rindra mirary ny tsihy
5 Voamboatra, voavitrana: Efa mirary izao ny fihavananay
6 Mora, tsy lafo: Mirary ny vidin-javatra ato amin' ity mpivarotra ity [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Entrée (2/4)11  mirary
Radical  12 rary
Partie du discours  13  verbe actif
Explications en malgache  14 [Sihanaka] mangataka [1.78]
15 Mangataka faherezana na fandresena ho an' ny mpiady amin' ny alalan' ny hira, vavaka
16 Maniry soa ka mangataka izany amin' ny alalan' ny vavaka ho an' ny olona iray: Mirary soa ho anao aho amin' izao fiandohan' ny taona izao. [1.1]
Morphologie 
17  Présent :
18  Passé :
19  Futur :
20  Impératif :
Tous les mots composés  21 mirary soa

Entrée (3/4)22  mirary
Partie du discours  23  verbe actif
Explications en malgache  24 [Antesaka] mandrara, misakana [1.78]

Entrée (4/4)25  mirary
Partie du discours  26  verbe actif
Explications en malgache  27 [Bara] mamangy [1.78]

Anagrammes  28 mariry, mirary, 29 mirira

Mis à jour le 2026/02/04