|
|
|
|

Entrée1  mirazotra
Mots élémentaires  2  mira, 3  zotra
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Tsipika mitovy elanelana hatrany amin' ny tsipika iray hafa: Ny tsipika AB dia mirazotra amin' ny tsipika DE [1.1]
Explications en français  6  parallèles [1.13]
Exemples  7  mirazotra amin' izany, ny fanamafisana ny fandriam-pahalemana mba hitazomana ny filaminana ara-tsosialy sy ny fanajana ireo fitsipika eo amin' ny fitantanam-bola dia ho hita ihany koa. [1.384#]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  13  Mathématiques: géométrie

Anagrammes  14 mirazotra, 15 mirozatra

Mis à jour le 2025/09/12