Entrée mirediredy (rediredy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miteniteny foana tsy misy heviny, mibedibedy foana, very saina: Mirediredy ny marary
¶ Mimenomenona tsy misy fiatoana: Nirediredy teo ny anao fa iza moa no hihaino azy eo [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mirediredy
nirediredy
hirediredy
miredirede
Exemples - Hianao, anaka, mirediredy foana! [Rajohanesa: Kintana]
Citations 

2013/05/07