Entrée rediredy
Partie du discours nom
Définition malgache Teniteny be tsy misy heviny; fimenomenonana tsy misy fiatoana: Ny an-dRangahy io koa, rediredy foana; aiza ka hamidiko aminy masonkarena, hono, ity zavatra nanahirana ahy izaitsizy ity [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Citations 

2009/02/23