Entrée miretaka (retaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mikoa, mirodana: Niretaka ny tamboho noho ny orana
¶ Mipetraka na matory tsy afa-miarina, mihonaka: Miretaka eo am-pandriana ao izy indroa andro izao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
miretaka
niretaka
hiretaka
miretaha

Mis à jour le 2020/07/31