Entrée mirosarosa (rosarosa)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manao zavatra na mandeha miadana dia miadana, tsy rototra [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mirosarosa
nirosarosa
hirosarosa

Entrée mirôsarôsa
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bezanozano] mampiseho ny voniny, mamony: Mirôsarôsa ny voninahitra (vary) [Rakotosaona 1972]

2010/05/14