Entrée | 1 rosarosa |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Anisan' ny randrana fihaingoana fatratra nahameva ny tovovavy fahizay: randramadinika milahadahatra manodidina izy io ka mivona ny tendrony. (Ny miaramilan-dRadama I koa, hono, nanao rosarosa ka io no nahatonga ny fitenenana hoe "fony nanao rosarosa", mba hilazana hoe "fony nanao volo lava ny miaramila") [1.1] |
Dérivés |
|
Vocabulaire | 5 Coiffures |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |