|
|
|
|

Entrée1  misafoaka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  safoaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mitroatry ny hatezerana mafy, entanin' ny hatezerana, tezitra mafy: Nisafoaka ny anao lahy roba vao nahare izany teny izany
Exemples  9  [2.471] Very izahay fa inona eo afovoan' ny ranomasina misafoaka moa izay sambo kely tsy ampy fitaovana?

Anagrammes  10  isakafoam, misafoaka, misakafoa

Mis à jour le 2025/07/29