Entrée misaiky (saiky)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manolo olona na zavatra: Rakoto no nisaiky anao tamin' ny ianao tsy tonga [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misaiky
nisaiky
hisaiky
misaike

Mis à jour le 2020/07/31