Entrée saiky
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra na olona ampiasaina ho solon' ny hafa izay toa tiana hotsitsina, na hotsimbinina sao halaky simba: Asiana saikiny ny faladian-kiraro mba tsy ho simba haingana [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes fanampy ~ latsy ~ rikarika ~ safy ~ sosona ~ tamby ~ tohana ~ tsikala
Mots composés, titres, noms 

Entrée saiky
Partie du discours interjection [liste complète]
Définition malgache Mitovy amin' ny siky [Rajemisa 1985]

Entrée saiky
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache  saika [Rajemisa 1985]
Synonymes saika

2013/06/10