Entrée misaingy (saingy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manaja, mitandrina, mikajy, mitandro: Olona misaingy ny voninahiny izy ka tsy hahavita izany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misaingy
nisaingy
hisaingy
misainge

Mis à jour le 2020/07/31