Entrée saingy
Partie du discours nom
Définition malgache Voninahitra, rehareha; fanajana tena, fiheverana ny fahambonian' ny tena. [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Citations 

Entrée saingy
Partie du discours conjonction [liste complète]
Définition malgache Fa: Nanitsy azy ny vato, saingy niondrika izy ka tsy voa
Mitovy hevitra: faingy ~ kango ~ kanjo ~ nefa ~ sangy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise except that, however [Hallanger 1973]
Définition française sauf que, cependant [Hallanger 1974]
Analogues  fa ~ kanjo ~ nefa

2012/08/28