| Entrée (1/2) | 1 misalovana |
| Radical | 2 salovana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mipetraka na mandalo eo anoloan' ny olona iray: Aza misalovana olona fa tsy fahalalam-pomba izany
5 Mitsatsaingoka miteny alohan' ny olona ka manapaka ny teniny: Tsy tokony hisalovana ny tenin' ny lehibe ny ankizy 6 Mitsofoka ka mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany ka manelingelina azy: Aza misalovana amin' ny raharahako ianao fa ny anao atao tsara [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to go ahead of others;
8 to interfere with other people's business [1.7] |
| Explications en français |
9 se mettre devant quelqu'un;
10 se mêler des affaires d'autrui [1.8] |
| Exemples |
11 Koa tandremo sao misy entim-poaka mandrasa tsy tompony, ary misalovana ny anjaran' ny Manjaka.
[2.587#]
12 Nomena andraikitra lehibe vaovao misalovana ny kaominina amin' ny fahefany izy ireo, kanefa tsy nisy fiaraha-midinika nifanaovany tamin' ny ben' ny tanàna mikasika ny hanatanterahana an' izany miaraka. [4.27#] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 17 manaobingomahaomatso, 18 miditra, 19 misalehotra, 20 mitakatra, 21 mitsabaka |
| Proverbes | 22 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 23 misalovàna |
| Radical | 24 salovana |
| Partie du discours | 25 impératif du verbe actif misalovana [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3] |
| Anagrammes | 26 misalovana, misalovàna |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|