|
|
|
|

Entrée1 misambotra
Radical  2sambotra
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Manao izay hahazoana biby na vorona izay mandeha mafy, manidina, na mandositra; manenjika: Misambotra voangory ny ankizy rehefa hariva maizimbava vilany
Maka na mandray olona nahavita heloka; mibeda: Tonga ny polisy dia nisambotra ilay olon-dratsy
Mangataka vola na haninkohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Nisambotra valopolo tamiko Rakoto fa hadinony tany an-trano, hono, ny poketrany ~ Tonga teo Rasoa nisambo-bary fa rahariva, hono, hosoloany [1.1]
Explications en anglais  5 to capture; to borrow (when the thing borrowed is to be replaced, money) [1.7]
Explications en français  6 faire prisonnier, capturer; emprunter (quand la chose sera remplacée, comme le riz ou l'argent) [1.8]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :
Tous les mots composés  112 combinaisons de ce mot
Proverbes  12 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02