| Entrée (1/2) | 1 misandratra andro |
| Mots élémentaires | 2 misandratra, 3 andro |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 enti-milaza ny fotoana hatramin' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana [1.1] |
| Exemples |
6 misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka
[2.470]
|
| Vocabulaire | 7 Temps |
| Entrée (2/2) | 8 Misandratra Andro |
| Mots élémentaires | 9 misandratra, 10 andro |
| Partie du discours | 11 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
| Auteur |
12 Raoelina 13 Rajaobelina |
| Anagrammes | 14 andro misandratra, 15 Misandratra Andro, misandratra andro |
| Mis à jour le 2025/10/12 |
|