Entrée misangotra (sangotra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mioty vary ka ny salohy masaka no tsongoina amin' ny tanana na tapahina amin' ny antsy [Rajemisa 1985]
   [Sihanaka, Tambahoaka] mioty [Rakotosaona 1972]
Morphologie  
misangotra
nisangotra
hisangotra
misangora

2010/05/14