Entrée sangotra
Partie du discours nom
Définition malgache Fiotazana ny vary tsy miaraka fa arakaraka ny fahamasahany ka tsongoina amin' ny tanana na tapahina amin' ny antsy ny salohiny izay masaka [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2009/02/23