Entrée misasaka (sasaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitapaka roa mitovy: Tsy mbola misasaka akory ny volana dia lany sahady ny karamany
¶ Mahazo ny antsasany avy: Tandremo fa tsy misasaka isika amin' ireto voankazo ireto satria izaho no nandoa vola be kokoa tamin' ny nividianana azy [Rajemisa 1985]
Traduction française être divisé en deux, être partagé en deux parties égales; avoir pour soi la moitié d'un objet. Aoka hisasaka isika amin'ity asa tanimbary ity (Partageons-nous en deux groupes pour bêcher cette rizière) ~ Tsy mbola misasaka tsara ity varintsika ity (Notre riz n'est pas encore bien partagé en deux parties égales ~ Misasaka amin'ity vola ity isika roa lahy (Chacun de nous deux doit avoir la moitié de cet argent, nous devons nous partager cet argent à nous deux) [Abinal 1888]
Morphologie 
misasaka
nisasaka
hisasaka
misasaha
Mots composés, titres, noms 
Exemples Indro ny iray toko tombon-dahinao, satria hianao no mpanjakan' ny biby rehetra, ary indry ny iray toko anao misasaka amy ny ahy. [Rabezandrina: Ikotofetsy]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31