Entrée sasaka
Partie du discours nom
Définition malgache Ny ilany ihany amin' ny zavatra anankiray nozaraina roa mitovy: Vary sasaka ny rano entina mihazakazaka (ny fampiasa matetika anefa dia ny hoe: antsasaka, antsasany). [Rajemisa 1985]
 zara roa mitovy tsara [SLP 1986]
Définition française moitié [Abinal 1888, SLP 1986]
 demie [SLP 1986]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana [Rajohanesa: Kintana]
Citations 

2014/09/17