Entrée misasasasa (sasasasa)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Miteraka na mamoaka feo toy ny feon' ny [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction française   produire un bruit léger, comme celui de la pluie qui tombe, des feuilles agitées par le vent, d'une barque qui fend l'eau. [Abinal 1888]
Traduction italienne   stormire: Misasasasa ny ravinkazo (Le [...]
¶ tambureggiare: Misasasasa ny orana ao [...] [texte complet dans Profita 1969]
Exemples   ny feo mikarantsana, miatoato na misasasasa toa tsy ho azo tohaina. [Ravelomanana: Lalana, page 208]
Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [Rajaonarivelo: Bina, page 25]
Vocabulaire  
Morphologie  
misasasasa
nisasasasa
hisasasasa

Mis à jour le 2015/09/19