|
|
|
|

Entrée1  misava lalana
Mots élémentaires  2 misava, 3 lalana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 ilazana ireo olona alefa mialoha hanomana ny dia amin' ny hiavian' ny lehibe [1.1]
Explications en français  6 Celui qui donne l' exemple fraie le chemin aux autres [2.415#2953]
Exemples  7  Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12