Entrée misavika (savika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandray (omby) amin' ny tandrony na ny vozony dia mandavo azy: Raha misy misavika omby na manao katsaka hampiseho hery foana, dia analana sikajy isan' olona manao izany (Fanekem-pokonolona tao Antananarivo tamin' ny 1885)
¶ Misarangotra amy...: Saika potraka izy raha tsy nisavika ny tenako
¶ Mihambo zavatra tsy an' ny tena, maka tsy an-drariny: Misavika fananan' olona [Rajemisa 1985]
Traduction française Saisir fortement avec les bras, empoigner, se cramponner à, s’accrocher comme la liane à l’arbre
¶ s’arroger des droits qu'on n’a pas pour poursuivre quelqu’un, pour obtenir quelque chose injustement, prendre injustement [Abinal 1888]
 s'accrocher, s'entortiller activement [Boiteau 1997]
Morphologie 
misavika
nisavika
hisavika
misaviha
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Misavika ny hazo ny vahy (Les lianes s’accrochent aux arbres) [Abinal 1888]
2Potraka izy, raha tsy misavika ny sampan-kazo (Il serait tombé, s’il ne s'était cramponné à une branche) [Abinal 1888]
Citations 

Mis à jour le 2020/12/11